Aller au contenu

Ranomasin' i Java

Avy amin'i Wikipedia
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.
Toerana misy ny Ranomasin' i Java

Ny Ranomasin' i Java , izay atao hoe Laut Jawa amin' ny teny indônezianaary Segara Jawa amin' ny teny javaney, dia ranomasina ao amin' ny Ranomasimbe Pasifika, eo anelanelan' ny nosin' i Java ao atsimo sy ny tendro atsimon' i Bôrneô ao avaratra ary i Somatra ao andrefana.

Ranomasin' i Java

Marivo io ranomasina io satria 67 m monja ny lalina indrindra. Mifandray amin' ny Ranomasin' i Sina Atsimo izy amin' ny alalan' ny andilan-dranomasin' i Karimata sy amin' ny Ranomasin' i Celebes (na Ranomasin' i Sulawesi) amin' ny alalan' ny andilan-dranomasin' i Makassar. Toerana be trondro ny Ranomasin' i Java.