Aller au contenu

Ranomasin' i Java

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 12 Jiona 2022 à 07:35 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Ranomasina any Indônezia)
(fahasamihafana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fahasamihafana) | Endrika vaovao kokoa → (fahasamihafana)
Toerana misy ny Ranomasin' i Java

Ny Ranomasin' i Java , izay atao hoe Laut Jawa amin' ny teny indônezianaary Segara Jawa amin' ny teny javaney, dia ranomasina ao amin' ny Ranomasimbe Pasifika, eo anelanelan' ny nosin' i Java ao atsimo sy ny tendro atsimon' i Bôrneô ao avaratra ary i Somatra ao andrefana.

Marivo io ranomasina io satria 67 m monja ny lalina indrindra. Mifanfdray amin' ny Ranomasin' i Sina Atsimo izy amin' ny alalan' ny andilan-dranomasin' i Karimata sy amin' ny Ranomasin' i Celebes (na Ranomasin' i Sulawesi) amin' ny alalan' ny andilan-dranomasin' i Makassar. Toerana be trondro ny Ranomasin' i Java.